-
Romanina 15:30-32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ry rahalahy, satria isika mino an’i Jesosy Kristy Tompontsika sady mifankatia noho ny herin’Andriamanitra, dia mampirisika anareo aho mba hiezaka mafy hivavaka amin’Andriamanitra ho ahy, hoatran’ny efa ataoko.+ 31 Amin’izay aho mba hovonjena+ amin’ireo tsy mpino any Jodia, ary mba hankasitrahan’ny olona masina any Jerosalema+ ilay fanompoana ataoko ho azy ireo. 32 Dia ho falifaly aho rehefa tonga any aminareo ka samy ho velombelona daholo isika, raha sitrapon’Andriamanitra.
-