FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Afaka manampy anay koa ianareo rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia betsaka no ho afaka hisaotra an’Andriamanitra noho ny aminay, noho izahay nahazo fanampiana ho valin’ny vavaka nataon’ny maro.+

  • Efesianina 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra.

  • Kolosianina 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Tesalonianina 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mivavaha foana ho anay,+ ry rahalahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara