Filipianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 satria fantatro fa hovonjena aho noho ny fitalahoanareo+ sy noho ny fanampian’ny fanahin’i Jesosy Kristy.+ Filemona 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mba anomano toerana hipetrahako koa aho. Manantena mantsy aho hoe hafahana ka ho tonga* any aminareo indray,+ satria mivavaka ho ahy ianareo.
19 satria fantatro fa hovonjena aho noho ny fitalahoanareo+ sy noho ny fanampian’ny fanahin’i Jesosy Kristy.+
22 Mba anomano toerana hipetrahako koa aho. Manantena mantsy aho hoe hafahana ka ho tonga* any aminareo indray,+ satria mivavaka ho ahy ianareo.