-
Efesianina 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Novelomin’Andriamanitra koa ianareo, na dia maty noho ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+
-
-
Efesianina 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 dia novelominy niaraka tamin’i Kristy isika, na dia maty noho ny helotsika aza.+—Hatsaram-panahy miavaka no namonjena anareo.—
-