1 Korintianina 7:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Voafatotry ny fanambadiana ny vehivavy raha mbola velona ny vadiny.+ Fa raha maty* kosa ny vadiny, dia afaka manambady izay tiany izy, nefa ao amin’ny Tompo ihany.+
39 Voafatotry ny fanambadiana ny vehivavy raha mbola velona ny vadiny.+ Fa raha maty* kosa ny vadiny, dia afaka manambady izay tiany izy, nefa ao amin’ny Tompo ihany.+