FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 4:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+ 5 mba hividy an’izay eo ambanin’ny lalàna ka hanafaka azy ireo.+ Dia amin’izay isika ho azo atsangana ho zanaka.+

  • Efesianina 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa notendreny mialoha mantsy isika+ mba hatsangany ho zanany+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay mahafinaritra azy sy araka ny sitrapony.+

  • Apokalypsy 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izay mandresy dia handova an’ireo zavatra ireo, ka ho Andriamaniny aho ary izy ho zanako.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara