-
Romanina 9:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa naleoko aza hoe izaho mihitsy no tafasaraka amin’i Kristy ka ho voaozona, raha izany no hahasoa ny rahalahiko, izay havako araka ny nofo, 4 dia ny Israelita. Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ nomena voninahitra, nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+
-