Jaona 1:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tonga tao amin’ny tany niaviany izy, nefa tsy nandray azy ny olona tao. 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
11 Tonga tao amin’ny tany niaviany izy, nefa tsy nandray azy ny olona tao. 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+