Ohabolana 25:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha noana ny fahavalonao,* dia omeo sakafo,Ary raha mangetaheta izy, dia omeo rano.+22 Fa hampivangongo vainafo eo ambony lohany* ianao raha manao an’izany,+Ka hamaly soa anao i Jehovah.
21 Raha noana ny fahavalonao,* dia omeo sakafo,Ary raha mangetaheta izy, dia omeo rano.+22 Fa hampivangongo vainafo eo ambony lohany* ianao raha manao an’izany,+Ka hamaly soa anao i Jehovah.