FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy indrindra, hono, ianareo ao amin’ny Tompo, hoy i Akoila sy Priska ary ny fiangonana mivory ao an-tranony.+

  • Kolosianina 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mampamangy any amin’ireo rahalahy any Laodikia, dia mampamangy koa any amin’i Nymfa sy ny fiangonana mivory ao an-tranony.+

  • Filemona 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 sy Apia anabavinay, sy Arkipo+ miaramilan’i Kristy toa anay, ary ho an’ny fiangonana mivory ao an-tranonao,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara