38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady* sy mpanota ity, dia ho menatra noho ny aminy koa ny Zanak’olona,+ rehefa ho avy amin’ny voninahitry ny Rainy miaraka amin’ny anjely masina.”+
8 Koa aza menatra mitory momba ny Tompontsika,+ na menatra noho ny amiko, izay voafonja noho ny aminy. Miareta kosa fahoriana+ noho ny vaovao tsara, ka miantehera amin’ny herin’Andriamanitra.+