FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niaritra ny mafy izy ka ho afa-po amin’izay hitany.

      Efa mahalala zavatra betsaka ny mpanompoko,+ dia ilay olo-marina,

      Ka hanampy olona be dia be ho lasa olo-marina.+

      Hozakainy koa ny fahadisoan’izy ireo.+

  • 2 Korintianina 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 dia ny hanambara fa nampiasain’Andriamanitra i Kristy mba hahatonga an’izao tontolo izao hihavana aminy,+ ka nodiany tsy hita* ny fahadisoan’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny fitoriana ny hafatra momba ny fampihavanana.+

  • 1 Jaona 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara