39 Voafatotry ny fanambadiana ny vehivavy raha mbola velona ny vadiny.+ Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka manambady izay tiany izy, nefa ao amin’ny Tompo ihany.+ 40 Sambatra kokoa anefa izy, araka ny hevitro, raha mijanona amin’izao. Matoky aho fa izaho koa manana ny fanahin’Andriamanitra.