6 Fa na iza na iza mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ahy ireny, dia tsara raha asiana vato lehibe fikosoham-bary* ny vozony, ka alentika any an-dranomasina lalina izy.+
15 Fa raha ny sakafo haninao no mampahatezitra ny rahalahinao, dia tsy misy fitiavana intsony ny zavatra ataonao.+ Aza ny sakafo haninao no animbanao ny finoany,* fa efa maty hamonjy azy i Kristy.+