-
Asan’ny Apostoly 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo.
-
-
Asan’ny Apostoly 20:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Fa fantatrareo tsara fa ireto tanako ireto no nahazoako an’izay nilaiko+ sy nilain’ireo niaraka tamiko.
-
-
2 Tesalonianina 3:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa fantatrareo tsara izay tokony hataonareo raha te hanahaka anay ianareo,+ satria tsy mba olona tsy laitra fehezina izahay teo aminareo, 8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Niasa mafy sy nikely aina andro aman’alina kosa izahay, mba tsy ho lasa enta-mavesatra ho an’iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+
-