-
2 Korintianina 11:8-10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoatran’ny hoe nandroba ny fiangonana hafa aho rehefa nandray fanampiana* mba hanompoako anareo.+ 9 Rehefa teo aminareo anefa aho ary tao anatin’ny tsy fisiana, dia tsy lasa enta-mavesatra na ho an’iza na ho an’iza, satria nanome izay nilaiko ireo rahalahy avy eto Makedonia sady nanome ahy be dia be.+ Tena niezaka aho mba tsy ho enta-mavesatra ho anareo tamin’ny lafiny rehetra, ary mbola hiezaka hanao an’izany foana aho.+ 10 Raha mbola ato amiko ny fahamarinan’i Kristy, dia mbola hirehareha momba an’izany foana aho+ any amin’ireo faritr’i Akaia.
-