FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 3:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nampahafantarina an’io zava-miafina io ny taranaka tany aloha, nefa izao ilay izy naharihary tamin’ny apostoliny masina sy ny mpaminaniny, tamin’ny alalan’ny fanahy masina.+ 6 Izao ilay zava-miafina: Rehefa lasa tafaray amin’i Kristy Jesosy sy nanaiky ny vaovao tsara ny hafa firenena, dia tokony ho mpiray lova aminay sy anisan’ilay vatana+ iray ihany. Dia hahazo an’ilay zavatra nampanantenain’Andriamanitra anay koa izy ireo.

  • Kolosianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Amin’izay dia hampiononina ny fon’izy ireo,+ ary ho tafaray tsara sy hifankatia+ izy ireo. Dia ho azon’izy ireo koa ny harena rehetra, izany hoe ho takany mazava tsara sy ho azony antoka tanteraka ary ho fantany tsara ilay zava-miafina masin’Andriamanitra, dia i Kristy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara