11 Hiteny amin’ity vahoaka ity àry izy amin’ny alalan’ny olona miakanakam-piteny sy miteny amin’ny fiteny hafa.+ 12 Niteny tamin’izy ireo izy taloha hoe: “Ity no toerana fialana sasatra, ka avelao hiala sasatra izay reraka. Ity no toerana fakana aina.” Tsy nety nihaino anefa izy ireo.+