2 Timoty 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà azy kosa isika, dia holaviny.+ Apokalypsy 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ fa izaho koa efa nandresy ka miara-mipetraka+ amin’ny Raiko eo amin’ny seza fiandrianany.
12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà azy kosa isika, dia holaviny.+
21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ fa izaho koa efa nandresy ka miara-mipetraka+ amin’ny Raiko eo amin’ny seza fiandrianany.