7 Tsy misy amintsika hoe velona ho an’ny tenany fotsiny,+ ary tsy misy hoe maty ho an’ny tenany fotsiny koa. 8 Fa raha velona isika, dia velona ho an’i Jehovah,+ ary raha maty isika, dia maty ho an’i Jehovah. Koa na velona isika na maty, dia an’i Jehovah.+