-
Romanina 15:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa nahafinaritra an’ireo rahalahy any Makedonia sy atỳ Akaia ny nanome ny fananany, mba hanampiana an’izay mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.+
-
-
1 Korintianina 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Mahakasika an’ilay fanangonam-bola ho an’ny olona masina,+ dia azonareo arahina ny toromarika nomeko ho an’ireo fiangonana any Galatia.
-
-
2 Korintianina 9:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy natao hanomezana an’izay ilain’ireo olona masina fotsiny mantsy izao fanompoana ho an’ny besinimaro izao,+ fa natao koa mba ho be dia be ny olona hisaotra an’Andriamanitra.
-