Asan’ny Apostoly 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nisy Jiosy tonga anefa avy any Antiokia sy Ikonioma, ka nandresy lahatra ny vahoaka.+ Dia nitora-bato an’i Paoly izy ireo ary nitaritarika azy ho eny ivelan’ny tanàna, satria noheveriny fa efa maty izy.+
19 Nisy Jiosy tonga anefa avy any Antiokia sy Ikonioma, ka nandresy lahatra ny vahoaka.+ Dia nitora-bato an’i Paoly izy ireo ary nitaritarika azy ho eny ivelan’ny tanàna, satria noheveriny fa efa maty izy.+