-
Romanina 8:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Satria tsy lavorary ny olona,* dia izany no nahatonga ny Lalàna halemy,+ ka nisy zavatra tsy vitany.+ Izay tsy vitany anefa no nataon’Andriamanitra rehefa nirahiny ny Zanany+ ka nataony nitovy tamin’ny nofo mpanota,+ mba hanafoanana ny ota. Izany no nataony mba hanamelohana ny ota ao amin’ny nofo.
-