Jaona 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nentiny tany amin’i Jesosy izy. Nijery azy i Jesosy sady niteny hoe: “Ry Simona+ zanak’i Jaona, manomboka izao ianao dia hantsoina hoe Kefasy”—raha adika izany dia hoe “Petera.”+— 1 Korintianina 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niseho tamin’i Kefasy*+ izy, ary avy eo tamin’izy 12 Lahy.+
42 Dia nentiny tany amin’i Jesosy izy. Nijery azy i Jesosy sady niteny hoe: “Ry Simona+ zanak’i Jaona, manomboka izao ianao dia hantsoina hoe Kefasy”—raha adika izany dia hoe “Petera.”+—