FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 27:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Voaozona izay tsy manaraka an’izay voalazan’ity Lalàna ity, izany hoe tsy mankatò ny Lalàna.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’

  • Asan’ny Apostoly 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+

  • Jakoba 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Na iza na iza mankatò ny Lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray fotsiny, dia lasa meloka amin’izy rehetra izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara