-
Deoteronomia 27:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “‘Voaozona izay tsy manaraka an’izay voalazan’ity Lalàna ity, izany hoe tsy mankatò ny Lalàna.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
-
-
Galatianina 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny lalàna fotsiny, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay lasa tsy mankatò an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+
-