-
Kolosianina 2:20-22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Efa niara-maty tamin’i Kristy ianareo sady efa tsy nanaiky hanaraka ny fisainan’izao tontolo izao*+ intsony. Dia maninona àry ianareo no mbola hoatran’ny hoe anisan’izao tontolo izao ihany, ka mbola mankatò ny didy+ hoe: 21 “Aza mandray, aza manandrana, ary aza mikasika”? 22 Ireny didy ireny dia momba ny zavatra rehetra izay ho levona rehefa hanina sy sotroina, sady fampianaran’olombelona+ fotsiny.
-