FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nomenao fahefana hanjaka amin’ny asan’ny tananao izy;+

      Nataonao eo ambany tongony ny zava-drehetra:

  • 1 Korintianina 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa ‘nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.’+ Rehefa voalaza anefa hoe: ‘Nasaina nanaiky azy ny zava-drehetra’,+ dia mazava ho azy fa tsy anisan’izany Ilay nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy.+

  • Hebreo 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nasainao nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataonao eo ambany tongony.”+ Rehefa nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra,+ dia tsy nisy navelany tsy hanaiky azy na iray aza.+ Mbola tsy hitantsika anefa aloha izao hoe manaiky azy ny zava-drehetra,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara