-
Filipianina 2:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hitako hoe ilaina anefa izao ny maniraka an’i Epafrodito ho any aminareo. Rahalahiko sy mpiara-miasa amiko ary miaramila tahaka ahy izy, ary nirahinareo hanompo ahy sy hikarakara an’izay ilaiko.+
-