18 Manana an’izay rehetra ilaiko anefa aho, ary mihoatra aza. Tsy misy mahory ahy mihitsy izao, satria voaraiko ny zavatra nampitondrainareo an’i Epafrodito.+ Hanitra mahafinaritra+ sy sorona ankasitrahan’Andriamanitra ireny zavatra ireny sady tena mahafaly azy.