-
Asan’ny Apostoly 12:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa avy nieritreritra momba an’izany izy, dia nankany an-tranon’i Maria, renin’i Jaona, ilay antsoina koa hoe Marka.+ Ary nisy olona be dia be nivory sy nivavaka tao.
-
-
Asan’ny Apostoly 15:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Tapa-kevitra ny hitondra an’i Jaona, ilay antsoina hoe Marka,+ i Barnabasy.
-