Filipianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Olom-pirenen’ny+ lanitra+ anefa isika, ary tena miandry mafy an’ilay mpamonjy avy any, dia i Jesosy Kristy Tompo.+ Filipianina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hatanjaho ny sainareo mba ho vonona hiatrika asa,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy miavaka haseho aminareo rehefa haharihary i Jesosy Kristy.
20 Olom-pirenen’ny+ lanitra+ anefa isika, ary tena miandry mafy an’ilay mpamonjy avy any, dia i Jesosy Kristy Tompo.+
13 Koa hatanjaho ny sainareo mba ho vonona hiatrika asa,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy miavaka haseho aminareo rehefa haharihary i Jesosy Kristy.