Matio 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanatona azy ilay Mpaka fanahy,+ ka niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia teneno ireto vato ireto mba ho lasa mofo.” 2 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Matahotra anefa aho sao ianareo ho voafitaka toa an’i Eva izay nofitahin’ny menarana tamin-kafetsena,+ ka ho simba ny sainareo, dia tsy ho ao aminareo intsony ilay fahatsorana sy fahadiovana mendrika an’i Kristy.+
3 Dia nanatona azy ilay Mpaka fanahy,+ ka niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia teneno ireto vato ireto mba ho lasa mofo.”
3 Matahotra anefa aho sao ianareo ho voafitaka toa an’i Eva izay nofitahin’ny menarana tamin-kafetsena,+ ka ho simba ny sainareo, dia tsy ho ao aminareo intsony ilay fahatsorana sy fahadiovana mendrika an’i Kristy.+