1 Tesalonianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tsy zakako intsony àry, dia nirahiko ho any aminareo i Timoty mba hahafantarako raha tsy mivadika ianareo.+ Sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka lasa very maina fotsiny ny asa mafy nataonay.
5 Rehefa tsy zakako intsony àry, dia nirahiko ho any aminareo i Timoty mba hahafantarako raha tsy mivadika ianareo.+ Sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka lasa very maina fotsiny ny asa mafy nataonay.