Matio 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ny ao anatiny ao amboadia manaikitra.+ Asan’ny Apostoly 20:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo,+ ary tsy hiantra ny ondry ireny. 30 Ary avy ao aminareo ihany no hivoahan’ny olona mampianatra zavatra diso mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+
15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ny ao anatiny ao amboadia manaikitra.+
29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo,+ ary tsy hiantra ny ondry ireny. 30 Ary avy ao aminareo ihany no hivoahan’ny olona mampianatra zavatra diso mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+