FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 6:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.* 6 Dia nentiny tany amin’ny apostoly izy ireo. Ary rehefa avy nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana tamin’izy ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanendry anti-panahy teo anivon’ny fiangonana tsirairay+ koa izy roa lahy, ary nivavaka sy nifady hanina,+ dia nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,* izay ninoan’izy ireo.

  • 1 Timoty 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Timoty 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Timoty 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara