15 Ary vao mainka mazava amintsika izany rehefa misy mpisorona iray hafa voatendry, dia mpisorona+ hoatran’i Melkizedeka.+ 16 Tsy noho ny foko niaviany araka izay takin’ny Lalàna anefa no mahatonga azy ho mpisorona, fa noho ilay hery manome azy fiainana tsy mety levona.+