Romanina 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fantatsika mantsy fa tsy ho faty intsony+ i Kristy amin’izao izy efa natsangana tamin’ny maty izao.+ Tsy manjaka aminy intsony ny fahafatesana. 1 Timoty 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 izy irery ihany no tsy mety maty.+ Mipetraka ao amin’ny hazavana tsy hay hatonina izy,+ ary tsy misy olona mahita azy na mahajery azy.+ Ho azy anie ny voninahitra sy ny hery mandrakizay! Amena.
9 Fantatsika mantsy fa tsy ho faty intsony+ i Kristy amin’izao izy efa natsangana tamin’ny maty izao.+ Tsy manjaka aminy intsony ny fahafatesana.
16 izy irery ihany no tsy mety maty.+ Mipetraka ao amin’ny hazavana tsy hay hatonina izy,+ ary tsy misy olona mahita azy na mahajery azy.+ Ho azy anie ny voninahitra sy ny hery mandrakizay! Amena.