-
Efesianina 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nifidy antsika izy talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao, mba ho tafaray amin’i Kristy isika, ka ho be fitiavana sy masina ary tsy misy tsiny+ eo anatrehan’Andriamanitra.
-