-
Efesianina 1:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Noho izany, rehefa henoko hoe lasa mino an’i Jesosy Tompo ianareo, sady maneho fitiavana amin’ny olona masina rehetra, 16 dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra aho noho ny aminareo. Mivavaka ho anareo foana koa aho
-
-
1 Tesalonianina 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Misaotra an’Andriamanitra foana izahay rehefa miresaka momba anareo rehetra amin’ny vavaka.+
-