FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 6:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mivavaha koa ho ahy mba hatoro ahy izay tokony hoteneniko rehefa miteny aho. Amin’izay aho ho sahy hiteny rehefa mampahafantatra an’ilay zava-miafina masina momba ny vaovao tsara.+ 20 Fa izany vaovao tsara izany no mahatonga ahy ho ambasadaoro+ mifatotra rojo vy. Mivavaha koa ho ahy mba ho sahiko ny hiresaka momba an’izany, araka izay tokony hoteneniko.

  • Filipianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary rariny raha izany no eritreretiko momba anareo rehetra, satria ato am-poko ianareo. Nanehoana hatsaram-panahy miavaka hoatr’ahy mantsy ianareo ka nanampy ahy, na amin’izao izaho voafatotra rojo vy+ izao, na tamin’izaho niaro ny vaovao tsara sy niezaka hahazo zo ara-dalàna hitory an’izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara