Romanina 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa izay ao anatin’ny fo no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny fony no voafora+ ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny lalàna voasoratra.+ Koa Andriamanitra, fa tsy ny olona, no hidera azy.+
29 Fa izay ao anatin’ny fo no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny fony no voafora+ ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny lalàna voasoratra.+ Koa Andriamanitra, fa tsy ny olona, no hidera azy.+