Levitikosy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Dia halain’i Arona ny fitondrana afo,+ izay efa feno vainafo avy eo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Haka emboka manitra voatoto tsara eran’ny tanan-droa+ koa izy, ary hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+ Apokalypsy 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy anjely anankiray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara.+ Nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra+ izy. Nomena emboka manitra be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena+ teo anoloan’ny seza fiandrianana, niaraka tamin’ny vavaky ny olona masina rehetra.
12 “Dia halain’i Arona ny fitondrana afo,+ izay efa feno vainafo avy eo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Haka emboka manitra voatoto tsara eran’ny tanan-droa+ koa izy, ary hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+
3 Ary nisy anjely anankiray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara.+ Nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra+ izy. Nomena emboka manitra be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena+ teo anoloan’ny seza fiandrianana, niaraka tamin’ny vavaky ny olona masina rehetra.