Hebreo 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary mantsy ny Lalàna.+ Ilay fanantenana tsara kokoa+ omen’Andriamanitra kosa no nahavita an’izany sy nahatonga antsika ho afaka hanatona azy.+ Hebreo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanoharana ilazana an’izao fotoana izao+ io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra.+ Tsy mahatonga an’izay manao fanompoana masina hanana feon’ny fieritreretana madio tanteraka anefa ireny.+
19 Tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary mantsy ny Lalàna.+ Ilay fanantenana tsara kokoa+ omen’Andriamanitra kosa no nahavita an’izany sy nahatonga antsika ho afaka hanatona azy.+
9 Fanoharana ilazana an’izao fotoana izao+ io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra.+ Tsy mahatonga an’izay manao fanompoana masina hanana feon’ny fieritreretana madio tanteraka anefa ireny.+