-
Levitikosy 23:37, 38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 “‘Ireo no fety+ asain’i Jehovah anaovanareo antso avo. Fivoriambe masina+ hanolorana fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ireo, dia ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha+ ampiarahina amin’ny sorona ary ny fanatitra zava-pisotro,+ araka ny fandaharam-potoana isan’andro. 38 Ho fanampin’ny fanatitra atolotra rehefa sabatan’i Jehovah ireo rehetra ireo,+ ary ho fanampin’ny fanomezana+ sy ny fanatitra fanefana voady+ ary ny fanatitra an-tsitrapo,+ izay tokony homenareo an’i Jehovah.
-