Nomery 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Amin’ny andron’ny voaloham-bokatra,+ izany hoe amin’ny fetin’ireo herinandro,+ rehefa manolotra fanatitra varimbazaha vaovao ho an’i Jehovah ianareo,+ dia tokony hanao fivoriambe masina. Aza manao asa mafy, na inona izany na inona.+ Nomery 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Tokony hanao fivoriambe masina ianareo, amin’ny andro fahafolon’io volana fahafito io,+ ary hampijaly tena.* Aza miasa mihitsy.+
26 “‘Amin’ny andron’ny voaloham-bokatra,+ izany hoe amin’ny fetin’ireo herinandro,+ rehefa manolotra fanatitra varimbazaha vaovao ho an’i Jehovah ianareo,+ dia tokony hanao fivoriambe masina. Aza manao asa mafy, na inona izany na inona.+
7 “‘Tokony hanao fivoriambe masina ianareo, amin’ny andro fahafolon’io volana fahafito io,+ ary hampijaly tena.* Aza miasa mihitsy.+