Habakoka 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Jereo ilay olona mirehareha!Tsy mba manao izay mahitsy izy. Ny olo-marina anefa ho velona satria tsy mivadika.*+
4 Jereo ilay olona mirehareha!Tsy mba manao izay mahitsy izy. Ny olo-marina anefa ho velona satria tsy mivadika.*+