Hebreo 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.
13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.