Salamo 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+ Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Matio 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+
3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+