17 Dia niankohoka i Abrahama, dia nihomehy sady niteny anakampo hoe:+ “Lehilahy efa 100 taona ve dia mbola hiteraka ihany? I Saraha koa izao vehivavy efa 90 taona, dia mbola hiteraka ihany ve?”+
2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay.